plt_tn/rom/15/08.md

774 B

Fa lazaiko

Manondro an'i Paoly io.

Kristy dia efa tonga mpanompon'ny voafora

Eto ny teny hoe "voafora" dia teny ilazana ireo Jiosy. Afaka adika hoe DH: "Jesosy Kristy dia tonga hanampy ireo Jiosy"

mba hahafahana manamarina ireo fampanantenana izay nomena ireo ray

Eto ny teny hoe "ireo ray" dia ilazana ireo razan'ny vahoaka Jiosy. Afaka adika hoe DH: "fa mba hanamarinan'Andriamanitra ireo fampanantenana izay nomeny ny razan'ny Jiosy"

ary ho an'ireo Jentilisa

DH: "ary tonga i Kristy mba hanampy ireo Jentilisa"

araka ny efa voasoratra

Afaka adika hoe DH: "araka ny efa nosoratan'ny olona iray tao amin'ny Soratra Masina"

ary hihira fiderana ny anaranao

Eto ny teny hoe "ny anaranao" dia ilazana an'Andriamanitra. DH: "ary hihira fiderana ho Anao"