plt_tn/rom/15/08.md

24 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa lazaiko
Manondro an'i Paoly io.
# Kristy dia efa tonga mpanompon'ny voafora
Eto ny teny hoe "voafora" dia teny ilazana ireo Jiosy. Afaka adika hoe DH: "Jesosy Kristy dia tonga hanampy ireo Jiosy"
# mba hahafahana manamarina ireo fampanantenana izay nomena ireo ray
Eto ny teny hoe "ireo ray" dia ilazana ireo razan'ny vahoaka Jiosy. Afaka adika hoe DH: "fa mba hanamarinan'Andriamanitra ireo fampanantenana izay nomeny ny razan'ny Jiosy"
# ary ho an'ireo Jentilisa
DH: "ary tonga i Kristy mba hanampy ireo Jentilisa"
# araka ny efa voasoratra
Afaka adika hoe DH: "araka ny efa nosoratan'ny olona iray tao amin'ny Soratra Masina"
# ary hihira fiderana ny anaranao
Eto ny teny hoe "ny anaranao" dia ilazana an'Andriamanitra. DH: "ary hihira fiderana ho Anao"