# Fa lazaiko Manondro an'i Paoly io. # Kristy dia efa tonga mpanompon'ny voafora Eto ny teny hoe "voafora" dia teny ilazana ireo Jiosy. Afaka adika hoe DH: "Jesosy Kristy dia tonga hanampy ireo Jiosy" # mba hahafahana manamarina ireo fampanantenana izay nomena ireo ray Eto ny teny hoe "ireo ray" dia ilazana ireo razan'ny vahoaka Jiosy. Afaka adika hoe DH: "fa mba hanamarinan'Andriamanitra ireo fampanantenana izay nomeny ny razan'ny Jiosy" # ary ho an'ireo Jentilisa DH: "ary tonga i Kristy mba hanampy ireo Jentilisa" # araka ny efa voasoratra Afaka adika hoe DH: "araka ny efa nosoratan'ny olona iray tao amin'ny Soratra Masina" # ary hihira fiderana ny anaranao Eto ny teny hoe "ny anaranao" dia ilazana an'Andriamanitra. DH: "ary hihira fiderana ho Anao"