plt_tn/rom/15/05.md

20 lines
658 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampahery ireo mpino i Paoly mba hahatsiaro fa ireo mpino Jentilisa sy ireo Jiosy izay mino dia natao ho iray ao amin'i Kristy.
# anie ... Andriamanitra ... hanome
"Mivavaka aho mba ... Andriamanitra ... hanome"
# fisainana mitovy ho an'ny tsirairay avy
Eto ny hoe "fisainana mitovy" dia midika fifanekena amin'ny tsirairay avy. DH: "mifanaraka amin'ny tsirairay avy" na "miray"
# amin'ny vava iray ihany no hiderana
Izany dia midika hoe miray amin'ny fiderana an'Andriamanitra. DH: "miaraha midera an'Andriamanitra amin'ny firaisana ho toy hoe vava iray ihany no miteny"
# mifandraisa ianareo
"mifaneke ianareo"