# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampahery ireo mpino i Paoly mba hahatsiaro fa ireo mpino Jentilisa sy ireo Jiosy izay mino dia natao ho iray ao amin'i Kristy. # anie ... Andriamanitra ... hanome "Mivavaka aho mba ... Andriamanitra ... hanome" # fisainana mitovy ho an'ny tsirairay avy Eto ny hoe "fisainana mitovy" dia midika fifanekena amin'ny tsirairay avy. DH: "mifanaraka amin'ny tsirairay avy" na "miray" # amin'ny vava iray ihany no hiderana Izany dia midika hoe miray amin'ny fiderana an'Andriamanitra. DH: "miaraha midera an'Andriamanitra amin'ny firaisana ho toy hoe vava iray ihany no miteny" # mifandraisa ianareo "mifaneke ianareo"