plt_tn/rom/15/05.md

658 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mampahery ireo mpino i Paoly mba hahatsiaro fa ireo mpino Jentilisa sy ireo Jiosy izay mino dia natao ho iray ao amin'i Kristy.

anie ... Andriamanitra ... hanome

"Mivavaka aho mba ... Andriamanitra ... hanome"

fisainana mitovy ho an'ny tsirairay avy

Eto ny hoe "fisainana mitovy" dia midika fifanekena amin'ny tsirairay avy. DH: "mifanaraka amin'ny tsirairay avy" na "miray"

amin'ny vava iray ihany no hiderana

Izany dia midika hoe miray amin'ny fiderana an'Andriamanitra. DH: "miaraha midera an'Andriamanitra amin'ny firaisana ho toy hoe vava iray ihany no miteny"

mifandraisa ianareo

"mifaneke ianareo"