plt_tn/rom/13/08.md

28 lines
967 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Miteny amin'ireo mpino i Paoly ny amin'ny fomba fihetsika manoloana ireo mpiara-belona.
# Aza manana trosa na amin'iza na amin'iza, afa-tsy ny fifankatiavana ihany
Afaka adika hoe DH: "Aloavy ny trosanao rehetra amin'ny olona, ary mifankatiava"
# trosa
Izany dia mihatra amin'ireo Kristiana Romana rehetra.
# afa-tsy ny fifankatiavana ihany
Izany no hany trosa azo tazonina araka izay naseho teo amin'ny fanamariahana teo ambony.
# fitiavana
Izany dia ilazana ireo kazam-pitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka eo amin'ny fanaovana ny tsara ho an'ny hafa, na dia tsy misy tombony ho an'ny olona iray aza.
# aza mitsiriritra
Faniriana ny hanana na hahazo zavatra izay hananan'ny olon-kafa.
# Ny fitiavana dia tsy mandratra ny manodidina
Io fehezanteny io dia manohatra ny fitiavana amin'ny olona izay tsara fanahy amin'ny olon-kafa. DH: "Ny olona izay tia ny mpiara-belona aminy dia tsy mandratra azy ireo"