plt_tn/rom/13/01.md

909 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza amin'ireo ny fomba fiainanaao ambanin'ireo mpanapaka i Paoly.

Avelao ny fanahy rehetra hankàto

Eto ny teny hoe "fanahy" dia teny entina milaza ny maha-olona manontolo. "Ny Kristiana rehetra dia tokony hankatoa" na "Ny olona rehetra dia tokony hankatoa"

manam-pahefana ambony

"fanjakana mahefa"

fa

"satria"

tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra

"ny fahefana rehetra dia avy amin'Andriamanitra"

Ary ireo manam-pahefana misy dia efa voatendrin'Andriamanitra

Afaka adika hoe DH: "Ary no olona izay ao amin'ny fahefana dia Andriamanitra no nametraka azy ireo teo"

izany fahefana izany

"izany fanjakana mahefa izay" na "ny fahefana izay napetrak'Andriamanitra tamin'ny hery"

ireo izay manohitra izany dia hahazo fitsaràna amin'ny tenan'izy ireo

Afaka adika hoe DH: "Hitsara ireo izay manohitra ny fanjakana mahefa Andriamanitra"