plt_tn/rom/13/01.md

32 lines
909 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Milaza amin'ireo ny fomba fiainanaao ambanin'ireo mpanapaka i Paoly.
# Avelao ny fanahy rehetra hankàto
Eto ny teny hoe "fanahy" dia teny entina milaza ny maha-olona manontolo. "Ny Kristiana rehetra dia tokony hankatoa" na "Ny olona rehetra dia tokony hankatoa"
# manam-pahefana ambony
"fanjakana mahefa"
# fa
"satria"
# tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra
"ny fahefana rehetra dia avy amin'Andriamanitra"
# Ary ireo manam-pahefana misy dia efa voatendrin'Andriamanitra
Afaka adika hoe DH: "Ary no olona izay ao amin'ny fahefana dia Andriamanitra no nametraka azy ireo teo"
# izany fahefana izany
"izany fanjakana mahefa izay" na "ny fahefana izay napetrak'Andriamanitra tamin'ny hery"
# ireo izay manohitra izany dia hahazo fitsaràna amin'ny tenan'izy ireo
Afaka adika hoe DH: "Hitsara ireo izay manohitra ny fanjakana mahefa Andriamanitra"