# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Milaza amin'ireo ny fomba fiainanaao ambanin'ireo mpanapaka i Paoly. # Avelao ny fanahy rehetra hankàto Eto ny teny hoe "fanahy" dia teny entina milaza ny maha-olona manontolo. "Ny Kristiana rehetra dia tokony hankatoa" na "Ny olona rehetra dia tokony hankatoa" # manam-pahefana ambony "fanjakana mahefa" # fa "satria" # tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra "ny fahefana rehetra dia avy amin'Andriamanitra" # Ary ireo manam-pahefana misy dia efa voatendrin'Andriamanitra Afaka adika hoe DH: "Ary no olona izay ao amin'ny fahefana dia Andriamanitra no nametraka azy ireo teo" # izany fahefana izany "izany fanjakana mahefa izay" na "ny fahefana izay napetrak'Andriamanitra tamin'ny hery" # ireo izay manohitra izany dia hahazo fitsaràna amin'ny tenan'izy ireo Afaka adika hoe DH: "Hitsara ireo izay manohitra ny fanjakana mahefa Andriamanitra"