plt_tn/rom/12/17.md

358 B

Aza mamaly ratsy ny ratsy

"Aza manao zavatra ratsy amin'ny olona izay nanao zavatra ratsy taminao"

Manaova zavatra tsara maro eo imason'ny olona rehetra

"Ataovy izay zavatra heverin'ny olona ho tsara"

araka izay azonao atao, mihavana amin'ny olona rehetra.

'"Ataoy izay rehetra azonao atao mba hiainana am-piadanana miaraka amin'ny olona rehetra"