# Aza mamaly ratsy ny ratsy "Aza manao zavatra ratsy amin'ny olona izay nanao zavatra ratsy taminao" # Manaova zavatra tsara maro eo imason'ny olona rehetra "Ataovy izay zavatra heverin'ny olona ho tsara" # araka izay azonao atao, mihavana amin'ny olona rehetra. '"Ataoy izay rehetra azonao atao mba hiainana am-piadanana miaraka amin'ny olona rehetra"