plt_tn/rom/12/17.md

12 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza mamaly ratsy ny ratsy
"Aza manao zavatra ratsy amin'ny olona izay nanao zavatra ratsy taminao"
# Manaova zavatra tsara maro eo imason'ny olona rehetra
"Ataovy izay zavatra heverin'ny olona ho tsara"
# araka izay azonao atao, mihavana amin'ny olona rehetra.
'"Ataoy izay rehetra azonao atao mba hiainana am-piadanana miaraka amin'ny olona rehetra"