plt_tn/rom/12/14.md

462 B

Mitovia fisainana amin'ny tsirairay

Io dia fomba fiteny izay midika firaisana am-piraisana. DH: "Mifanaiky" na "miaina am-piraisana"

Aza misaina amin'ny fomba mirehareha

'''Aza mihevitra fa ianao dia manan-danja mihoatra noho ny hafa"

fa maneke ny olona manetri-tena

"raiso ireo olona izay toa tsy dia manan-danja"

Aza mieritreritra ny tenanao ho manam-pahendrena mihoatra ny hafa

''Aza mihevitra ny tenanao ho manana fahendrena mihoatra ny hafa"