# Mitovia fisainana amin'ny tsirairay Io dia fomba fiteny izay midika firaisana am-piraisana. DH: "Mifanaiky" na "miaina am-piraisana" # Aza misaina amin'ny fomba mirehareha '''Aza mihevitra fa ianao dia manan-danja mihoatra noho ny hafa" # fa maneke ny olona manetri-tena "raiso ireo olona izay toa tsy dia manan-danja" # Aza mieritreritra ny tenanao ho manam-pahendrena mihoatra ny hafa ''Aza mihevitra ny tenanao ho manana fahendrena mihoatra ny hafa"