plt_tn/rom/12/14.md

16 lines
462 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mitovia fisainana amin'ny tsirairay
Io dia fomba fiteny izay midika firaisana am-piraisana. DH: "Mifanaiky" na "miaina am-piraisana"
# Aza misaina amin'ny fomba mirehareha
'''Aza mihevitra fa ianao dia manan-danja mihoatra noho ny hafa"
# fa maneke ny olona manetri-tena
"raiso ireo olona izay toa tsy dia manan-danja"
# Aza mieritreritra ny tenanao ho manam-pahendrena mihoatra ny hafa
''Aza mihevitra ny tenanao ho manana fahendrena mihoatra ny hafa"