plt_tn/rom/11/33.md

834 B

Endrey, ny halalin'ny ireo haren'ny fahendrena sy fahalalan'Andriamanitra!

Eto ny teny hoe "fahendrena" ary "fahalalana" dia mitovy hevitra ihany. DH: "Mahagaga ireo tombotsoa maron'ny fahendren'Andriamanitra sy ny fahalalany!"

tsy takatry ny saina ireo fitsarany, ary ireo lalany dia tsy hay refesina!

Tsy afaka ny hahatakatra ireo zavatra izay notapahiny sy hahalala ny fomba ampiasany manoloana antsika tokoa isika"

Fa iza no nahalala ny fihevitry ny Tompo?

Mampiasa izany teny izany i Paoly mba ho fanamafisanana ny heviny. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tsy mbola nisy olona nahafantatra ireo fihevitry ny Tompo"

na iza no tonga ho mpanolo-tsaina Azy?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. Afaka adika ho toy ny teny tsotra izany. DH: "Tsy mila olona hanoro-hevitra Azy Izy"