plt_tn/rom/11/33.md

16 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Endrey, ny halalin'ny ireo haren'ny fahendrena sy fahalalan'Andriamanitra!
Eto ny teny hoe "fahendrena" ary "fahalalana" dia mitovy hevitra ihany. DH: "Mahagaga ireo tombotsoa maron'ny fahendren'Andriamanitra sy ny fahalalany!"
# tsy takatry ny saina ireo fitsarany, ary ireo lalany dia tsy hay refesina!
Tsy afaka ny hahatakatra ireo zavatra izay notapahiny sy hahalala ny fomba ampiasany manoloana antsika tokoa isika"
# Fa iza no nahalala ny fihevitry ny Tompo?
Mampiasa izany teny izany i Paoly mba ho fanamafisanana ny heviny. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tsy mbola nisy olona nahafantatra ireo fihevitry ny Tompo"
# na iza no tonga ho mpanolo-tsaina Azy?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. Afaka adika ho toy ny teny tsotra izany. DH: "Tsy mila olona hanoro-hevitra Azy Izy"