# Endrey, ny halalin'ny ireo haren'ny fahendrena sy fahalalan'Andriamanitra! Eto ny teny hoe "fahendrena" ary "fahalalana" dia mitovy hevitra ihany. DH: "Mahagaga ireo tombotsoa maron'ny fahendren'Andriamanitra sy ny fahalalany!" # tsy takatry ny saina ireo fitsarany, ary ireo lalany dia tsy hay refesina! Tsy afaka ny hahatakatra ireo zavatra izay notapahiny sy hahalala ny fomba ampiasany manoloana antsika tokoa isika" # Fa iza no nahalala ny fihevitry ny Tompo? Mampiasa izany teny izany i Paoly mba ho fanamafisanana ny heviny. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tsy mbola nisy olona nahafantatra ireo fihevitry ny Tompo" # na iza no tonga ho mpanolo-tsaina Azy? Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. Afaka adika ho toy ny teny tsotra izany. DH: "Tsy mila olona hanoro-hevitra Azy Izy"