plt_tn/rom/11/30.md

16 lines
698 B
Markdown

# Fa ianareo dia tsy nankatoa an'Andriamanitra fahiny
"fahiny ianareo dia tsy nankatoa"
# ankehitriny ianareo dia nandray ny famindram-po nohon'ny tsy fankatoavan'izy ireo
Eto ny hoe famindram-po dia midika fitahin'Andriamanitra izay tsy mendrika antsika. DH: "satria dia nandà an'i Jesosy ireo Jiosy, dia nandray ireo fitahina izay tsy mendrika anareo ianareo"
# ianareo
Io dia manindro ireo mpino Jentilisa.
# Andriamanitra efa nanidy ny tsy fankatoavana rehetra
Noraisin'Andriamanitra ho toy ny gadra izay tsy afa-mandositra ao amin'ny figadrana ireo olona tsy mankatoa Azy. DH: "Andriamanitra nanagadra ireo izay mankatoa Azy. Ary tsy mitsahatra tsy mankatoa an'Andriamanitra izy ireo"