# Fa ianareo dia tsy nankatoa an'Andriamanitra fahiny "fahiny ianareo dia tsy nankatoa" # ankehitriny ianareo dia nandray ny famindram-po nohon'ny tsy fankatoavan'izy ireo Eto ny hoe famindram-po dia midika fitahin'Andriamanitra izay tsy mendrika antsika. DH: "satria dia nandà an'i Jesosy ireo Jiosy, dia nandray ireo fitahina izay tsy mendrika anareo ianareo" # ianareo Io dia manindro ireo mpino Jentilisa. # Andriamanitra efa nanidy ny tsy fankatoavana rehetra Noraisin'Andriamanitra ho toy ny gadra izay tsy afa-mandositra ao amin'ny figadrana ireo olona tsy mankatoa Azy. DH: "Andriamanitra nanagadra ireo izay mankatoa Azy. Ary tsy mitsahatra tsy mankatoa an'Andriamanitra izy ireo"