plt_tn/rom/11/30.md

698 B

Fa ianareo dia tsy nankatoa an'Andriamanitra fahiny

"fahiny ianareo dia tsy nankatoa"

ankehitriny ianareo dia nandray ny famindram-po nohon'ny tsy fankatoavan'izy ireo

Eto ny hoe famindram-po dia midika fitahin'Andriamanitra izay tsy mendrika antsika. DH: "satria dia nandà an'i Jesosy ireo Jiosy, dia nandray ireo fitahina izay tsy mendrika anareo ianareo"

ianareo

Io dia manindro ireo mpino Jentilisa.

Andriamanitra efa nanidy ny tsy fankatoavana rehetra

Noraisin'Andriamanitra ho toy ny gadra izay tsy afa-mandositra ao amin'ny figadrana ireo olona tsy mankatoa Azy. DH: "Andriamanitra nanagadra ireo izay mankatoa Azy. Ary tsy mitsahatra tsy mankatoa an'Andriamanitra izy ireo"