plt_tn/rom/11/13.md

12 lines
304 B
Markdown

# "Ho ataoko saropiaro
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:19 io.
# ireo izay avy amin'ny nofoko manokana
Izany dia ilazana "ireo Jiosy namako"
# Angamba hamonjy ny sasany amin'izy ireo isika.
Hamonjy ireo izay mino Andriamanitra. DH: "Angamba hino ny sasany ary Andriamanitra hamonjy azy ireo"