plt_tn/rom/11/13.md

304 B

"Ho ataoko saropiaro

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:19 io.

ireo izay avy amin'ny nofoko manokana

Izany dia ilazana "ireo Jiosy namako"

Angamba hamonjy ny sasany amin'izy ireo isika.

Hamonjy ireo izay mino Andriamanitra. DH: "Angamba hino ny sasany ary Andriamanitra hamonjy azy ireo"