# "Ho ataoko saropiaro Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:19 io. # ireo izay avy amin'ny nofoko manokana Izany dia ilazana "ireo Jiosy namako" # Angamba hamonjy ny sasany amin'izy ireo isika. Hamonjy ireo izay mino Andriamanitra. DH: "Angamba hino ny sasany ary Andriamanitra hamonjy azy ireo"