plt_tn/rom/11/04.md

391 B

Fa inona no valin-teny nambaran'Andriamanitra azy?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hitondrana ny mpamaky hankany amin'ny heviny manaraka. DH: "Ahoana no hamalian'Andriamanitra azy?"

azy

Ny hoe "azy" dia manondro an'i Elia.

fito arivo lahy

7,000 lahy

sisa

Eto izany dia ilazana ny ampahany kely amin'ny vahoaka izay nofidian'Andriamanitra handray ny fahasoavany.