# Fa inona no valin-teny nambaran'Andriamanitra azy? Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hitondrana ny mpamaky hankany amin'ny heviny manaraka. DH: "Ahoana no hamalian'Andriamanitra azy?" # azy Ny hoe "azy" dia manondro an'i Elia. # fito arivo lahy 7,000 lahy # sisa Eto izany dia ilazana ny ampahany kely amin'ny vahoaka izay nofidian'Andriamanitra handray ny fahasoavany.