plt_tn/rom/11/04.md

16 lines
391 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa inona no valin-teny nambaran'Andriamanitra azy?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hitondrana ny mpamaky hankany amin'ny heviny manaraka. DH: "Ahoana no hamalian'Andriamanitra azy?"
# azy
Ny hoe "azy" dia manondro an'i Elia.
# fito arivo lahy
7,000 lahy
# sisa
Eto izany dia ilazana ny ampahany kely amin'ny vahoaka izay nofidian'Andriamanitra handray ny fahasoavany.