plt_tn/rom/09/30.md

20 lines
799 B
Markdown

# Inona ary no holazaintsika?
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky. DH: "Izao no tsy maintsy lazaintsika"
# Fa ireo Jentilisa
"Isika dia hilaza fa ireo Jentilisa"
# izay tsy nitady ny fahamarinana
"izay tsy niezaka ny hila sitraka tamin'Andriamanitra izy"
# zay fahamarinana avy tamin'ny finoana
Eto ny teny hoe "tamin'ny finoana" dia ilazana ny fametrahana ny fitokisana amin'i Kristy. DH: "fa Andriamanitra nanamarina azy ireo tao aminy rehefa natoky an'i Kristy izy ireo"
# dia tsy tonga tamin'izany
Izany dia midika fa ireo zanak'Israely dia tsy afaka ny nahazo sitraka avy amin'Andriamanitra tamin'ny fiezahana hitandrina ny lalàna. DH: "tsy afaka ny nahazo sitraka tamin'Andriamanitra tamin'ny fihazonana ny lalàna satria tsy afaka nihazona izany ireo"