plt_tn/rom/09/30.md

799 B

Inona ary no holazaintsika?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky. DH: "Izao no tsy maintsy lazaintsika"

Fa ireo Jentilisa

"Isika dia hilaza fa ireo Jentilisa"

izay tsy nitady ny fahamarinana

"izay tsy niezaka ny hila sitraka tamin'Andriamanitra izy"

zay fahamarinana avy tamin'ny finoana

Eto ny teny hoe "tamin'ny finoana" dia ilazana ny fametrahana ny fitokisana amin'i Kristy. DH: "fa Andriamanitra nanamarina azy ireo tao aminy rehefa natoky an'i Kristy izy ireo"

dia tsy tonga tamin'izany

Izany dia midika fa ireo zanak'Israely dia tsy afaka ny nahazo sitraka avy amin'Andriamanitra tamin'ny fiezahana hitandrina ny lalàna. DH: "tsy afaka ny nahazo sitraka tamin'Andriamanitra tamin'ny fihazonana ny lalàna satria tsy afaka nihazona izany ireo"