# Inona ary no holazaintsika? Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky. DH: "Izao no tsy maintsy lazaintsika" # Fa ireo Jentilisa "Isika dia hilaza fa ireo Jentilisa" # izay tsy nitady ny fahamarinana "izay tsy niezaka ny hila sitraka tamin'Andriamanitra izy" # zay fahamarinana avy tamin'ny finoana Eto ny teny hoe "tamin'ny finoana" dia ilazana ny fametrahana ny fitokisana amin'i Kristy. DH: "fa Andriamanitra nanamarina azy ireo tao aminy rehefa natoky an'i Kristy izy ireo" # dia tsy tonga tamin'izany Izany dia midika fa ireo zanak'Israely dia tsy afaka ny nahazo sitraka avy amin'Andriamanitra tamin'ny fiezahana hitandrina ny lalàna. DH: "tsy afaka ny nahazo sitraka tamin'Andriamanitra tamin'ny fihazonana ny lalàna satria tsy afaka nihazona izany ireo"