plt_tn/rom/09/17.md

473 B

Fa ny Soratra Masina nanambara

DH: "Ny Soratra Masina dia mirakitra izay lazain'Andriamanitra"

izaho

Andriamanitra dia milaza ny amin'ny tenany ihany.

mba hanambarana ny anarako eran-tany

Afaka adika hoe DH: "ary mba hanambaran'ny olona ny anarako eny amin'ny tany rehetra"

ny anarako

Izany dia ilazana an'Andriamanitra ny amin'ny maha izy Azy manontolo.

ary izay tiany, no ho hamafisiny.

Andriamanitra manamafy fo izay rehetra tiany ho ho hamafisim-po.