plt_tn/rom/09/17.md

20 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa ny Soratra Masina nanambara
DH: "Ny Soratra Masina dia mirakitra izay lazain'Andriamanitra"
# izaho
Andriamanitra dia milaza ny amin'ny tenany ihany.
# mba hanambarana ny anarako eran-tany
Afaka adika hoe DH: "ary mba hanambaran'ny olona ny anarako eny amin'ny tany rehetra"
# ny anarako
Izany dia ilazana an'Andriamanitra ny amin'ny maha izy Azy manontolo.
# ary izay tiany, no ho hamafisiny.
Andriamanitra manamafy fo izay rehetra tiany ho ho hamafisim-po.