# Fa ny Soratra Masina nanambara DH: "Ny Soratra Masina dia mirakitra izay lazain'Andriamanitra" # izaho Andriamanitra dia milaza ny amin'ny tenany ihany. # mba hanambarana ny anarako eran-tany Afaka adika hoe DH: "ary mba hanambaran'ny olona ny anarako eny amin'ny tany rehetra" # ny anarako Izany dia ilazana an'Andriamanitra ny amin'ny maha izy Azy manontolo. # ary izay tiany, no ho hamafisiny. Andriamanitra manamafy fo izay rehetra tiany ho ho hamafisim-po.