plt_tn/rom/09/10.md

1.2 KiB

Rebeka

"Rebeka" dia fomba fanononan'ny Testamenta vaovao ny hoe "Rebekah."

Isaka raintsika ... Izany dia tahaka

DH: "Isaka raintsika, izany dia nolazaina taminy, 'Ny zokiny dia hanompo ny zandriny.' Ary mbola tsy teraka ireo zaza ... noho izy izay niantso."

raintsika

Paoly dia milaza an' i Isaka ho toy ny "raintsika" satria Isaka dia razam-be an'i Paoly sy ireo mpino Jiosy ao Roma.

hanan'anaka

"ho bevohoka"

fa mbola tsy teraka akory ireo zaza ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy

"talohan'ny nahaterahan'ireo zaza sy talohan'ny nahavitan'izy ireo izay zavatra rehetra, na tsara na ratsy''

mba ho toa ny tanjon'Andriamanitra araka ny fisafidianana

"mba hitrangan'ireo zavatra tian'Andriamanitra araka ny safidiny"

fa mbola tsy teraka akory ireo zaza

"talohan'ny nahaterahan'ireo zaza"

ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy

"Fa tsy noho ny zavatra no nanaovan'izy ireo"

noho Izy

Noho Andriamanitra

nambara tamin'dravehivavy hoe: "Ny zokiny dia hanompo ny zandriny.

"Andriamanitra niteny tamin'ny Rebeka hoe: 'Ny zokiny lahy hanompo ny zandriny lahy"'

Jakoba tiako, fa Esao halako

Tsy hoe mankahala ara-bakiteny an'i Esao Andriamanitra, fa tia an'i Jakoba mihoatra lavitra ny fitiavany an'i Esao Andriamanitra.