plt_tn/rom/09/10.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rebeka
"Rebeka" dia fomba fanononan'ny Testamenta vaovao ny hoe "Rebekah."
# Isaka raintsika ... Izany dia tahaka
DH: "Isaka raintsika, izany dia nolazaina taminy, 'Ny zokiny dia hanompo ny zandriny.' Ary mbola tsy teraka ireo zaza ... noho izy izay niantso."
# raintsika
Paoly dia milaza an' i Isaka ho toy ny "raintsika" satria Isaka dia razam-be an'i Paoly sy ireo mpino Jiosy ao Roma.
# hanan'anaka
"ho bevohoka"
# fa mbola tsy teraka akory ireo zaza ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy
"talohan'ny nahaterahan'ireo zaza sy talohan'ny nahavitan'izy ireo izay zavatra rehetra, na tsara na ratsy''
# mba ho toa ny tanjon'Andriamanitra araka ny fisafidianana
"mba hitrangan'ireo zavatra tian'Andriamanitra araka ny safidiny"
# fa mbola tsy teraka akory ireo zaza
"talohan'ny nahaterahan'ireo zaza"
# ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy
"Fa tsy noho ny zavatra no nanaovan'izy ireo"
# noho Izy
Noho Andriamanitra
# nambara tamin'dravehivavy hoe: "Ny zokiny dia hanompo ny zandriny.
"Andriamanitra niteny tamin'ny Rebeka hoe: 'Ny zokiny lahy hanompo ny zandriny lahy"'
# Jakoba tiako, fa Esao halako
Tsy hoe mankahala ara-bakiteny an'i Esao Andriamanitra, fa tia an'i Jakoba mihoatra lavitra ny fitiavany an'i Esao Andriamanitra.