# Rebeka "Rebeka" dia fomba fanononan'ny Testamenta vaovao ny hoe "Rebekah." # Isaka raintsika ... Izany dia tahaka DH: "Isaka raintsika, izany dia nolazaina taminy, 'Ny zokiny dia hanompo ny zandriny.' Ary mbola tsy teraka ireo zaza ... noho izy izay niantso." # raintsika Paoly dia milaza an' i Isaka ho toy ny "raintsika" satria Isaka dia razam-be an'i Paoly sy ireo mpino Jiosy ao Roma. # hanan'anaka "ho bevohoka" # fa mbola tsy teraka akory ireo zaza ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy "talohan'ny nahaterahan'ireo zaza sy talohan'ny nahavitan'izy ireo izay zavatra rehetra, na tsara na ratsy'' # mba ho toa ny tanjon'Andriamanitra araka ny fisafidianana "mba hitrangan'ireo zavatra tian'Andriamanitra araka ny safidiny" # fa mbola tsy teraka akory ireo zaza "talohan'ny nahaterahan'ireo zaza" # ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy "Fa tsy noho ny zavatra no nanaovan'izy ireo" # noho Izy Noho Andriamanitra # nambara tamin'dravehivavy hoe: "Ny zokiny dia hanompo ny zandriny. "Andriamanitra niteny tamin'ny Rebeka hoe: 'Ny zokiny lahy hanompo ny zandriny lahy"' # Jakoba tiako, fa Esao halako Tsy hoe mankahala ara-bakiteny an'i Esao Andriamanitra, fa tia an'i Jakoba mihoatra lavitra ny fitiavany an'i Esao Andriamanitra.