plt_tn/rom/09/08.md

16 lines
593 B
Markdown

# ireo zanaky ny nofo dia tsy zanak' Andriamanitra
Eto ny teny hoe "zanaky ny nofo" dia teny milaza ireo taranaka ara-nofon'i Abrahama. DH: "tsy ireo taranak'i Abrahama rehetra"
# zanak' Andriamanitra
Io dia sarin-teny izay maneho ireo izay taranaka ara-panahy, ireo izay manana finoana an'i Jesosy.
# ireo zanakin'ny fampanantenana
Ilazana ny olona izay handova ny fampanantenana izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama io.
# ary homena zazalahy Saraha
Afaka adikanao amin'ny fomba izay maneho fa Andriamanitra dia hanome zazalahy an'i Saraha io. DH: "Hanome zazalahy an'i Saraha Aho"