forked from WA-Catalog/plt_tn
593 B
593 B
ireo zanaky ny nofo dia tsy zanak' Andriamanitra
Eto ny teny hoe "zanaky ny nofo" dia teny milaza ireo taranaka ara-nofon'i Abrahama. DH: "tsy ireo taranak'i Abrahama rehetra"
zanak' Andriamanitra
Io dia sarin-teny izay maneho ireo izay taranaka ara-panahy, ireo izay manana finoana an'i Jesosy.
ireo zanakin'ny fampanantenana
Ilazana ny olona izay handova ny fampanantenana izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama io.
ary homena zazalahy Saraha
Afaka adikanao amin'ny fomba izay maneho fa Andriamanitra dia hanome zazalahy an'i Saraha io. DH: "Hanome zazalahy an'i Saraha Aho"