# ireo zanaky ny nofo dia tsy zanak' Andriamanitra Eto ny teny hoe "zanaky ny nofo" dia teny milaza ireo taranaka ara-nofon'i Abrahama. DH: "tsy ireo taranak'i Abrahama rehetra" # zanak' Andriamanitra Io dia sarin-teny izay maneho ireo izay taranaka ara-panahy, ireo izay manana finoana an'i Jesosy. # ireo zanakin'ny fampanantenana Ilazana ny olona izay handova ny fampanantenana izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama io. # ary homena zazalahy Saraha Afaka adikanao amin'ny fomba izay maneho fa Andriamanitra dia hanome zazalahy an'i Saraha io. DH: "Hanome zazalahy an'i Saraha Aho"