plt_tn/rom/08/37.md

20 lines
500 B
Markdown

# mihoatra noho ny mpandresy izahay
"tanterakay ny fandresena"
# amin'ny alalan'Ilay iray tia anay
Azo hazaivana tsara ny karazam-pitiavana izay asehon'i Jesosy. DH: "noho i Jesosy, izay tia antsika loatra hany ka vonona ny ho faty ho antsika"
# Fa resy lahatra aho
"Resy lahatra aho" na "matoky aho"
# ireo fanjakana
Ireo mety ho dikany dia 1) ireo demonia na 2) ireo mpanjakan'ny tany sy ireo mpanapaka.
# na ireo hery
Ireo mety ho dikany dia 1) Hery ara-panahy 2) olombelona misy hery.