plt_tn/rom/08/37.md

500 B

mihoatra noho ny mpandresy izahay

"tanterakay ny fandresena"

amin'ny alalan'Ilay iray tia anay

Azo hazaivana tsara ny karazam-pitiavana izay asehon'i Jesosy. DH: "noho i Jesosy, izay tia antsika loatra hany ka vonona ny ho faty ho antsika"

Fa resy lahatra aho

"Resy lahatra aho" na "matoky aho"

ireo fanjakana

Ireo mety ho dikany dia 1) ireo demonia na 2) ireo mpanjakan'ny tany sy ireo mpanapaka.

na ireo hery

Ireo mety ho dikany dia 1) Hery ara-panahy 2) olombelona misy hery.