# mihoatra noho ny mpandresy izahay "tanterakay ny fandresena" # amin'ny alalan'Ilay iray tia anay Azo hazaivana tsara ny karazam-pitiavana izay asehon'i Jesosy. DH: "noho i Jesosy, izay tia antsika loatra hany ka vonona ny ho faty ho antsika" # Fa resy lahatra aho "Resy lahatra aho" na "matoky aho" # ireo fanjakana Ireo mety ho dikany dia 1) ireo demonia na 2) ireo mpanjakan'ny tany sy ireo mpanapaka. # na ireo hery Ireo mety ho dikany dia 1) Hery ara-panahy 2) olombelona misy hery.