plt_tn/rom/08/33.md

12 lines
615 B
Markdown

# Iza no hitondra fiampangana ireo olom-boafidin' Andrimanitra? Andriamanitra no ilay manamarina izany
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy afaka ny hiampanga antsika eo anolohan'Andriamanitra satria Izy ilay iray izay manamarina antsika ao aminy"
# Iza ilay iray hanameloka?
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. Tsy miandry valin-tenyakory izy. DH: "Tsy hisy afaka ny hanameloka antsika!"
# ary mihoatra izany, natsangana ihany koa Izy
Afaka adika hoe DH: "mihoatra noho izany, izay natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty" na "mihoatra noho izany, izay velona indray"