plt_tn/rom/08/33.md

615 B

Iza no hitondra fiampangana ireo olom-boafidin' Andrimanitra? Andriamanitra no ilay manamarina izany

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy afaka ny hiampanga antsika eo anolohan'Andriamanitra satria Izy ilay iray izay manamarina antsika ao aminy"

Iza ilay iray hanameloka?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. Tsy miandry valin-tenyakory izy. DH: "Tsy hisy afaka ny hanameloka antsika!"

ary mihoatra izany, natsangana ihany koa Izy

Afaka adika hoe DH: "mihoatra noho izany, izay natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty" na "mihoatra noho izany, izay velona indray"