# Iza no hitondra fiampangana ireo olom-boafidin' Andrimanitra? Andriamanitra no ilay manamarina izany Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Tsy misy afaka ny hiampanga antsika eo anolohan'Andriamanitra satria Izy ilay iray izay manamarina antsika ao aminy" # Iza ilay iray hanameloka? Mampiasa fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. Tsy miandry valin-tenyakory izy. DH: "Tsy hisy afaka ny hanameloka antsika!" # ary mihoatra izany, natsangana ihany koa Izy Afaka adika hoe DH: "mihoatra noho izany, izay natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty" na "mihoatra noho izany, izay velona indray"