plt_tn/rom/08/14.md

20 lines
638 B
Markdown

# Fa tahaka ireo rehetra voatariky ny Fanahin' Andriamanitra
Afaka adika hoe DH: "Fa izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra''
# izy ireo no zanak'Andriamanitra
Eto izany maneho ireo mpino an'i Jesosy rehetra ary matetika izany dia adika hoe "ireo zanak'Andriamanitra."
# Fa tsy nandray ny fanahin'ny fanandevozana indray ianareo ka hatahotra
Afaka adika hoe: "Fa Andriamanitra tsy nanome fanahy izay manandevo anareo amin'ny herin'ny fahotana sy ny tahotra ny fitsaran'Andriamanitra indray"
# izay niantsoantsoantsika
"izay mahatonga antsika hiantsoantso mafy"
# Aba, Ray ô
Ny hoe "Aba" dia "Ray" amin'ny fiteny Aramika.