# Fa tahaka ireo rehetra voatariky ny Fanahin' Andriamanitra Afaka adika hoe DH: "Fa izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra'' # izy ireo no zanak'Andriamanitra Eto izany maneho ireo mpino an'i Jesosy rehetra ary matetika izany dia adika hoe "ireo zanak'Andriamanitra." # Fa tsy nandray ny fanahin'ny fanandevozana indray ianareo ka hatahotra Afaka adika hoe: "Fa Andriamanitra tsy nanome fanahy izay manandevo anareo amin'ny herin'ny fahotana sy ny tahotra ny fitsaran'Andriamanitra indray" # izay niantsoantsoantsika "izay mahatonga antsika hiantsoantso mafy" # Aba, Ray รด Ny hoe "Aba" dia "Ray" amin'ny fiteny Aramika.