plt_tn/rom/08/14.md

638 B

Fa tahaka ireo rehetra voatariky ny Fanahin' Andriamanitra

Afaka adika hoe DH: "Fa izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra''

izy ireo no zanak'Andriamanitra

Eto izany maneho ireo mpino an'i Jesosy rehetra ary matetika izany dia adika hoe "ireo zanak'Andriamanitra."

Fa tsy nandray ny fanahin'ny fanandevozana indray ianareo ka hatahotra

Afaka adika hoe: "Fa Andriamanitra tsy nanome fanahy izay manandevo anareo amin'ny herin'ny fahotana sy ny tahotra ny fitsaran'Andriamanitra indray"

izay niantsoantsoantsika

"izay mahatonga antsika hiantsoantso mafy"

Aba, Ray ô

Ny hoe "Aba" dia "Ray" amin'ny fiteny Aramika.