plt_tn/rom/08/11.md

16 lines
385 B
Markdown

# Raha ny Fanahin ... no velona ao aminareo
Raisin'i Paoly ho miaina ao amin'ireo mpamakiny ny Fanahy Masina. DH: "Satria ny Fanahy ... velona ao aminareo"
# Izy izay nanangana
"Andriamanitra, izay nanangana"
# nanangana
Eto izany dia midika hoe: mahatonga ny olona iray ho velona indray.
# tenanareo izay mety maty
"vatana ara-nofo" na "vatana, izay ho faty indray andro any"